Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto amin’ny Nosy Maurice ho amin’ny Zoma masina 02 Aprily 2021. Natao an-trano noho ny fihibohana.
“Ireo zava-mahagaga niseho tamin’ny nanoboana an’i Jesoa”
1) Aizina tambonin’ny tany
2) Nitriatra ny lamba tao amin’ny tempoly
3) Horohorontany