Fanompoam-pivavahana sy toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto Sodnac, Maurice, ho amin’ny alahady 9 May 2021.
“MIATRIKA ADY NY MINO” (Efesiana 6.10-20)
1) Ady iarahany amin’ Andriamanitra
2) Ady amin’ i Satana
3) Ady ilana fiarovan-tena
4) Ady ilana fanafihana
“Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana, izay homen’ ny Tompo, Mpitsara marina, ho ahy amin’ izay andro izay; ary tsy ho ahy ihany, fa ho an’ izay rehetra tia ny fisehoany koa.” (2 Tim 4.7-8)
- Andriamanitra fitiavana
https://www.youtube.com/watch?v=-Ij_Y... - Raiso ho Anao ny Foko - FFPM 443
https://www.youtube.com/watch?v=u9OGE... - Fihirana Ffpm 639 Ry miaramila! mandrosoa izao
https://www.youtube.com/watch?v=5DybE...