Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.
18 Jona 2021, 13:05 mins
Toriteny fampianarana natao ny alahady 14 Martsa 2021, alahady voalohany amin’ny fihibohana noho ny ady amin’ny “covid 19”, natao teto amin’ny Nosy Maurice.
18 Jona 2021, 15:58 mins
Toriteny natao tao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice, tamin’ny alahady 7 Martsa 2021.
« NY FIARAHANA AMIN’ANDRIAMANITRA SY NY HARENA»
1) SitrakAndriamanitra ny hananana harena
2) Asain’Andriamanitra hampitombo harena isika
3) Lavin’Andriamanitra izay manompo harena
18 Jona 2021, 16:37
Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina atao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill ny alahady 28 Febroary 2021.
“HATSARAO NY FIARAHANAO AMIN’NY TOMPO” (Matio 6.1-6).
1) Ampitomboy ny fitokanana mivavaka
2) Ampitomboy ny fifadiana ny ratsy
3) Ampitomboy ny fahafoizana ho an’ny hafa
15 Aprily 2021, 18:53
Toriteny natan’Atoa RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, fitandremana Aumônerie malagasy tao amin’ny fiangonana Saint Jean, Port Louis tamin’ny alahady 14 Febroary 2021.
« NY FANAMBADIANA» (1 Korintiana 7.1-7)
15 Aprily 2021, 15:51 min
Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice tamin’ny alahady 7 Febroary 2021.
“MAMPIAKATRA ANTSIKA HO AMBONY NY TENIN’ANDRIAMANITRA” (Genesisy 15.1-6)
15 Aprily 2021, 16:08 min
Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Saint Jean, Port Louis tamin’ny Alahady 24 Janoary 2021.
“REO ZAVA-MIAFIN’NY BATISA” (Matio 3.13-17)