Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.
9 Desambra 2021, 18:31 mins
Fotoam-bavaka sy toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tamin’ny alahady 6 Jona 2021 nandritra ny fihibohana noho ny corona virus.
9 Desambra 2021, 24:00 mins
Vidéo fotoam-bavaka natao teto Maurice tamin’ny 13 jona 2021 nandritra ny fihibohana corona virus.
9 Desambra 2021, 17:00 mins
Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina nandritra ny fanompoam-pivavahana nataon’ny fitandremana Aumônerie malagasy tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice ny Alahady 08 AOgositra 2021.
9 Desambra 2021, 21:30 mins
Fotoam-bavaka misy toriteny natao ho an’ny malagasy aty Maurice noho ny fihibohana araka ny corona virus ho amin’ny alahady 20 Jona 2021.